|
|
|
|

Entry1  mifamp~
Part of speech  2  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fifamalian' asa tsotra raha matoanteny manomboka amin' ny mi ny matoanteny tsotra: Miteny -> mifampiteny, 2) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fampanaovana asa mifamaly raha matoanteny manomboka amin' ny man ny matoanteny tsotra: Mamangy -> mifampamangy

Updated on 2024/12/10