|
|
|
|

Entry1  mifampan~
Part of speech  2  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy

Anagrams  4 

Updated on 2025/01/21