Examples |
1 | samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo
[2.285]
|
2 | Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana
[2.436]
|
|