|
|
|
|

Entry1  mifanahantsahana
Root  2  sahantsahana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Sahalahala [1.1]
Examples  5  Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany. [4.27#2013/10/07]

Updated on 2023/03/02