|
|
|
|

Entry1  mifanaizana
Root  2  aizana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao
Explanations in English  5  [1.2] the condition of the two youngest children in a family.
Vocabulary  6  Relationships: family
Compound words 

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21