Entry | 1 mifanakalo |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny! [2.499] 5 « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mifanakalo, mifanaloka, mifanolaka, nifamolaka |
Updated on 2023/01/20 |