|
|
|
|

Entry1  mifanalavitra
Part of speech  2  active verb
Examples  3  Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332]
4  mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643]
5  Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20