|
|
|
|

Entry1  mifanandro
Root  2  anandro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo
Explanations in English  5  [1.2] to take in turn, to be reciprocal, to alternate.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21