|
|
|
|

Entry1  mifandraidraika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity
Explanations in English  4  [1.7] to lean toward each other; to resemble each other
Explanations in French  5  [1.8] avoir une certaine ressemblance.
Examples  6  [2.587#] Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo.
7  [2.69#] ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha;
Root  8  raidraika
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mifandraika

Anagrams  13  mifandaridarika, mifandraidraika

Updated on 2025/01/21