|
|
|
|

Entry1  mifanesy
Root  2  sesy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy
Explanations in French  5  [1.13] successif, de suite
Examples  6  Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [2.245]
Compound words 

Updated on 2024/12/11