Entry | 1 mifanizina |
Root | 2 hizina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tery dia tery ka mifanety aoka izany |
Explanations in English |
5 [1.7] to be crowded close together |
Explanations in French |
6 [1.8] être serrés les uns contre les autres |
Examples |
7 Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |