Entry | 1 mifanjana |
Root | 2 fanjana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena |
Explanations in English |
5 [1.2] to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. 6 [1.7] to dispute about who is to do what |
Explanations in French |
7 [1.8] se renvoyer le travail, la responsabilité |
Examples |
8 rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara. [2.285#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ifanjanam, mañafinja, mifañanja, mifanjana |
Updated on 2023/01/20 |