Entry | mifanjevo (zevo) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mifangaro, mifampidipiditra sy misaritadritaka ka tsy hita intsony ny ahy sy azy: Nifanjevony entana eran' ny trano Mifanao tombo-tanana: Nifanjevo ny tafika roa tonta [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be entangled; to be in confusion [1.7] | ||||||
Explanations in Malagasy | Mélanger [1.1] | ||||||
Explanations in French | être pêle-mêle, être mêlés les uns aux autres [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |