|
|
|
|

Entry1  mifankahalala
Root  2  lala
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1]
Examples  5  Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470]
6  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20