|
|
|
|

Entry1  mifankalala
Root  2  lala
Part of speech  3  active verb
Explanations in English  4  to know one another [1.2]
Examples  5  Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366]
6  Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
7  mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/04/09