Entry | 1 mifanome |
Root | 2 ome |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Ka isika, tsy mifanome henatra [2.245#56] 5 Ary nifanome toky Tsiafahy sy Andrianampoinimerina [2.508#388] 6 Samy marary moa ka tsy afaka hangataka sy hifanome alalana handeha mialohan' ny hafa [2.470#51] 7 Aoka isika lehilahy kristianina hiara-kijoro sy hiara-kifanome tanana amin'ny fampandrosoana [4.43] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mifameno, mifanome |
Updated on 2024/08/21 |