|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifarana
Root  2  farana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao
Explanations in English  5  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explanations in French  6  [1.8] être terminé, finir d'une certaine façon
Examples  7  Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. [2.470]
8  Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Entry (2/2)12  mifarana
Root  13  farana
Part of speech  14  adjective
Explanations in English  15  [1.2] even, smooth, without inequalities.

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21