Entry | 1 mifaratsaka |
Root | 2 faratsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |