Entry | 1 mifetaka |
Root | 2 fetaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka |
Explanations in English |
5 [1.2] Adhering, wet, sticking to. |
Examples |
6 Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mifetaka, mitefaka |
Updated on 2025/01/21 |