|
|
|
|

Entry1  mifetoka
Root  2  fetoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
5  Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1]
Explanations in English  6  to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [1.2]
Examples  7  Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  mifetopetoka
Compound words 

Anagrams  14  fitemoka, mifetoka, mitefoka

Updated on 2023/08/24