Entry | 1 mifetsy (fetsy) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy [1.1] |
Explanations in English | 4 to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. [1.2]5 to trick, to get the best of [1.7] |
Explanations in French | 6 tromper par des ruses [1.8] |
Examples |
7 mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [2.996] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mifetsy, tsifemy |
Updated on 2023/01/20 |