|
|
|
|

Entry1  mifihifihy
Root  2  fihifihy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin' ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba mafana
Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy
Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan' ny mpitsara ilay voampanga
Explanations in English  5  [1.2] To shiver, to shudder, to quake
Examples  6  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
7  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/11