Entry (1/2) | 1 mifody |
Root | 2 fody |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato 5 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io [1.1] |
Explanations in English |
6 to return to the original owner; to back out of a bargain [1.7] |
Explanations in French |
7 revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat [1.3] 8 revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mifody |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 mirindrina, mikatona [Sihanaka]
[1.78] |
Updated on 2023/08/11 |