Entry | 1 mifofotra |
Root | 2 fofotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra 5 Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany 6 Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1] |
Explanations in English |
7 to make a big effort [1.7] |
Explanations in French |
8 faire de grands efforts [1.8] |
Examples |
9 Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [2.996] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 mamofotra |
Compound words |
|
Anagrams | 16 mifofotra, tafoforim |
Updated on 2023/08/11 |