Entry | 1 mifoha |
Root | 2 foha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha 5 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1] |
Explanations in English |
6 to wake up, to get out of bed [1.7] |
Explanations in French |
7 s'éveiller, se lever [1.8] |
Examples |
8 Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#] 9 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifoha |
Anagrams | 17 mifaho, mifoha, mihafo, mihofa |
Updated on 2023/08/11 |