|
|
|
|

Entry1  mifongatra
Root  2  fongatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
Explanations in French  5  Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3#184]
Examples  6  Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  famingotra, mifangotra, mifongatra

Updated on 2024/04/01