Entry | 1 mifonoka |
Root | 2 fonoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka [1.1] |
Explanations in English |
5 to be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. [1.2] |
Examples |
6 Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mifonoka |
Anagrams | 12 mifonoka, mikofona, nifokoam, nikofoam, nofakoim |
Updated on 2023/10/04 |