|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifositra
Root  2  fositra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mandoaka
mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo
5  [1.78] [Sihanaka] milevina, misitrika anaty tany
Explanations in English  6  [1.2] to produce fire by friction.
to enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc.
Explanations in French  7  [1.3] percer
faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu
faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs)
Examples  8  Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mifositra
Root  14  fositra
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.1] milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io
Explanations in English  17  [1.2] to be continually engaged in business with another; to urge importunately.
Explanations in French  18  [1.3] s'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail)
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21