Entry | 1 mifotetaka |
Root | 2 fotetaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao |
Explanations in English |
5 [1.2] Stained, tarnished. |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |