Entry | 1 mifotitra |
Root | 2 fotitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana 5 Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy 6 Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1] |
Explanations in English |
7 inverted 8 incestuous 9 turning round as an enraged animal. [1.2] 10 to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7] |
Explanations in French |
11 êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |