Entry | 1 mifototra |
Root | 2 fototra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay |
Explanations in English |
5 [1.7] to be rooted; to be based on |
Explanations in French |
6 [1.8] être enraciné; être basé sur |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mifototra |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |