|
|
|
|

Entry (1/2)1  migodana
Root  2  godana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo
Explanations in English  5  [1.2] wide, as a road or the floor of a room.
Examples  6  Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [2.470]
Compound words 

Entry (2/2)8  migodaña
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] manome tsiny, mankarary

Anagrams  11  igodanam, migodaña, migodana

Updated on 2020/07/31