Entry | 1 migodragodra |
Root | 2 godragodra |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika |
Explanations in English |
5 [1.2] being feeble about the joints. |
Vocabulary |
6 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 10 igodragodram, migodragodra |
Updated on 2023/01/20 |