Entry (1/3) | 1 mihahohaho |
Root | 2 hahohaho |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo |
Explanations in English |
5 [1.2] to wrangle; to speak in a low tone |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mihahohaho |
Root | 11 hahohaho |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in English |
13 [1.2] [Provincial]
to disperse |
Entry (3/3) | 14 mihahohaho |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.13] mihetsiketsika sady misavoritaka |
Explanations in French |
17 [1.13] grouiller |
Morphology |
|
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |