|
|
|
|

Entry1  mihalontralona (halontralona)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina 4  Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1]
Explanations in English  5  bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2]

Anagrams  6  mihalontralona, miholantrolana

Updated on 2023/01/20