Entry | 1 mihamavo |
Root | 2 mavo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 Devenir malpropre, jaunir [Vezo]
[1.68] |
Examples |
5 Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia. [1.318#] 6 Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. [2.424#] |
Anagrams | 7 hamavoim, mihamavo |
Updated on 2023/02/23 |