|
|
|
|

Entry1  mihambo
Root  2  hambo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
Mihambo harena izy
Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny
Explanations in English  5  [1.2] to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something.
6  [1.7] to pretend to be something; to pretend to have rights to something
Explanations in French  7  [1.8] se faire passer de certaines choses
Examples  8  Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihambo

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21