|
|
|
|

Entry1  mihanaka
Root  2  hanaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1]
5  miely miandalana [1.13]
Explanations in French  6  faire tâche d'huile [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Analogs  10  manenika
Proverbs  11  Proverbs containing the word mihanaka

Anagrams  12  hamaikan, hamakany, hamakian, hanamika, hanimaka, mahaanky, mahanika, mañahaky, mankahay, mankahia, mihanaka, mikahana

Updated on 2023/01/20