Entry | 1 mihandrohandro |
Root | 2 handrohandro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 9 mihandrohandro, mihondrahondra |
Updated on 2023/01/05 |