|
|
|
|

Entry1  mihaotra
Root  2  haotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha
5  Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1]
Explanations in English  6  to scratch, to claw. [1.2]
7  to scratch oneself; to rub against something [1.7]
Explanations in French  8  se gratter, se frotter contre quelque chose [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mihaotraotra
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihaotra

Anagrams  15  amotrahy, hamoatry, hamoitra, hamorita, haratoim, hatoriam, hiamotra, hiraotam, hiroatam, irotaham, itaroham, itoharam, itoraham, itroaham, mahatory, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha

Updated on 2023/01/20