|
|
|
|

Entry1  mihataka
Root  2  hataka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
5  Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
6  Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1#680]
Explanations in English  7  to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [1.2]
8  to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7]
Explanations in French  9  se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  hamitaka, mahataky, mihataka

Updated on 2023/01/20