Entry | 1 mihata-maso |
Root | 2 hataka, maso |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza zavatra toy ny vato amin' ny rarivato na ny miefitrefitra amin' ny tsihy, izay hita mihataka be na misaraka [1.1] |
Explanations in English |
5 to separate, as the joining of rings. [1.2] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word mihata-maso |
Anagrams | 7 mahamaitso, mihata-maso |
Updated on 2020/07/31 |