Entry | 1 mihatokatoka |
Root | 2 hatokatoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1] |
Examples |
5 Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528#] 6 Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mihatokatoka, mihotakotaka |
Updated on 2023/01/20 |