Entry | mihatsaka (hatsaka) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory [1.1] | |
Anagrams | mahatsika, mihatsaka, mikatsaha |
Updated on 2023/01/05 |