Entry | 1 mihazo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory |
Explanations in English |
4 [1.7] to pass by way of |
Explanations in French |
5 [1.8] passer par |
Examples |
6 [2.470] Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. |
Root | 7 hazo |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mihazo |
Anagrams | 12 hiozam, mihazo, mizaho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |