Entry | 1 mihazohazo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io |
Root | 4 hazohazo |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mihazohazo |
Anagrams | 10 mihazohazo, mizahozaho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |