|
|
|
|

Entry1  mihebiheby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra
Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany
Root  4  hebiheby
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word mihebiheby

Updated on 2024/12/11