Entry | 1 mihelingelina |
Root | 2 helingelina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? |
Explanations in English |
5 [1.2] to be restless, and thus cause annoyance. |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |