Entry | 1 mihetsika |
Root | 2 hetsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza 5 Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao 6 Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1] |
Explanations in French |
7 bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mihetsika |
Updated on 2023/05/24 |