Entry | 1 mihiboka |
Root | 2 hiboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy 5 Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana 6 Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto [1.1] |
Explanations in English |
7 to be confined indoors [1.7] |
Explanations in French |
8 être consigné, rester à la maison [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mihidy an-trano, mirindrin-trano, mikatontrano, maizina andro mifahy, milevim-belona toa trandraka |
Compound words |
|
Anagrams | 15 hikombia, hiombika, hobikaim, mibohika, mihaboky, mihiboka |
Updated on 2023/01/20 |